# Inona no asan'i Amosa talohan'ny nakan'i Yaveh azy mba haminany? Mpiandry ondry sy mpikarakara hazo amontana ary ireo aviavy i Amosa.