plt_tq/amo/06/05.md

8 lines
353 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo nandray ny loza avy amin'i Yaveh tamin'ny fotoany?
Nampiasa ny zava-manenony, nanao fety, nihira , ary nisotra tamin'ny fotoany ireo nandray ny lozan'i Yaveh.
# Inona no tsy nantaon'ireo nandray ny lozan'i Yaveh tamin'ny fotoany?
Tsy nampiasa ny fotoany amin'ny alahelo tamin'ny faharavan'i Josefa ireo nandray ny lozan'Yaveh.