# Inona no nataon'ireo nandray ny loza avy amin'i Yaveh tamin'ny fotoany? Nampiasa ny zava-manenony, nanao fety, nihira , ary nisotra tamin'ny fotoany ireo nandray ny lozan'i Yaveh. # Inona no tsy nantaon'ireo nandray ny lozan'i Yaveh tamin'ny fotoany? Tsy nampiasa ny fotoany amin'ny alahelo tamin'ny faharavan'i Josefa ireo nandray ny lozan'Yaveh.