|
# Iza no tsy tian'ny matanjaka sy halany?
|
|
|
|
Tsy tia ireo izay manitsy azy ny matanjaka, ary mankahala ny olona izay milaza ny marina.
|
|
|
|
# Inona no hataon'ny matanjaka no hanasazian'i Yaveh azy?
|
|
|
|
Nanitsaka ny mahantra ny matanjaka, izany no nanasazian'i Yaveh azy ireo.
|