# Iza no tsy tian'ny matanjaka sy halany? Tsy tia ireo izay manitsy azy ny matanjaka, ary mankahala ny olona izay milaza ny marina. # Inona no hataon'ny matanjaka no hanasazian'i Yaveh azy? Nanitsaka ny mahantra ny matanjaka, izany no nanasazian'i Yaveh azy ireo.