plt_tq/amo/04/01.md

12 lines
500 B
Markdown

# Inona no anarana nomen'i Yaveh ireo vehivavin'ny manan-karena izay monina ao Samaria?
"Ireo ombivavin'i Basana no" no niantsoan'i Yaveh ireo vehivavin'ny manan-karena.
# Inona no ataon'ireo vahivavin'ny manan-karena ao Samaria amin'ny mahantra?
Mampahory sy manorotoro ny ory ireo vahivavin'ny manan-karena.
# Inona no nambaran'i Yaveh fa hanjo ireto vehivavin'ny manan-karena ao Samaria ireto?
Nambaran'i Yaveh fa ho alaina amin'ny farango sy ho entina hivoaka ny tanàna ireo vehivavy ireo.