# Inona no anarana nomen'i Yaveh ireo vehivavin'ny manan-karena izay monina ao Samaria? "Ireo ombivavin'i Basana no" no niantsoan'i Yaveh ireo vehivavin'ny manan-karena. # Inona no ataon'ireo vahivavin'ny manan-karena ao Samaria amin'ny mahantra? Mampahory sy manorotoro ny ory ireo vahivavin'ny manan-karena. # Inona no nambaran'i Yaveh fa hanjo ireto vehivavin'ny manan-karena ao Samaria ireto? Nambaran'i Yaveh fa ho alaina amin'ny farango sy ho entina hivoaka ny tanĂ na ireo vehivavy ireo.