plt_tq/act/28/30.md

8 lines
299 B
Markdown

# Inona no nataon'i Paoly raha mbola gadra tany Roma?
Nitory ny fanjakan'Andriamanitra i Paoly ary nampianatra momba ny Tompo Jesosy tamin'ny fahasahiana rehetra.
# Iza no nanakana an'i Paoly tsy hitory sy hampianatra raha mbola gadra tany Roma nandritra ny roa taona izy?
Tsy nisy nanakana azy.