# Inona no nataon'i Paoly raha mbola gadra tany Roma? Nitory ny fanjakan'Andriamanitra i Paoly ary nampianatra momba ny Tompo Jesosy tamin'ny fahasahiana rehetra. # Iza no nanakana an'i Paoly tsy hitory sy hampianatra raha mbola gadra tany Roma nandritra ny roa taona izy? Tsy nisy nanakana azy.