plt_tq/act/27/42.md

12 lines
548 B
Markdown

# Inona no andeha hataon'ireo miaramila tamin'ireo gadra tamin'io fotoana io?
Saika andeha hamono ireo gadra ireo miaramila mba tsy hisy afaka ny handositra.
# Nahoana no natsahatry ny kapiteny ny tetik'ireo miaramila?
Natsahatry ny kapiteny ny tetik'ireo miaramila satria te hamonjy an'i Paoly izy.
# Ahoana no fomba nahatogavan'ny olona rehetra soa aman-tsara teny an-tanety?
Ireo izay afaka nilomano no nitsambikina avy tao amin'ny sambo voalohany, ary ny sisa dia nanaraka teo ambonin'ny hazo fisaka na zavatra hafa avy tao amin'ny sambo.