# Inona no andeha hataon'ireo miaramila tamin'ireo gadra tamin'io fotoana io? Saika andeha hamono ireo gadra ireo miaramila mba tsy hisy afaka ny handositra. # Nahoana no natsahatry ny kapiteny ny tetik'ireo miaramila? Natsahatry ny kapiteny ny tetik'ireo miaramila satria te hamonjy an'i Paoly izy. # Ahoana no fomba nahatogavan'ny olona rehetra soa aman-tsara teny an-tanety? Ireo izay afaka nilomano no nitsambikina avy tao amin'ny sambo voalohany, ary ny sisa dia nanaraka teo ambonin'ny hazo fisaka na zavatra hafa avy tao amin'ny sambo.