plt_tq/act/26/12.md

8 lines
280 B
Markdown

# Inona no hitan'i Paoly teny an-dalana ho any Damaskosy?
Nahita fahazavana avy any an-danitra izay namiratra noho ny masoandro i Paoly.
# Inona no ren'i Paoly teny an-dalana ho any Damaskosy?
Nandre feo i Paoly izay nilaza hoe: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?"