# Inona no hitan'i Paoly teny an-dalana ho any Damaskosy? Nahita fahazavana avy any an-danitra izay namiratra noho ny masoandro i Paoly. # Inona no ren'i Paoly teny an-dalana ho any Damaskosy? Nandre feo i Paoly izay nilaza hoe: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?"