plt_tq/act/26/06.md

4 lines
190 B
Markdown

# Inona no fampanantenana nolazain'i Paoly fa samy antenainy sy ireo Jiosy ho azo?
Nambaran'i Paoly fa manantena ny hahazo ny fampanantenana ny fitsanganana amin'ny maty izy sy ireo Jiosy.