# Inona no fampanantenana nolazain'i Paoly fa samy antenainy sy ireo Jiosy ho azo? Nambaran'i Paoly fa manantena ny hahazo ny fampanantenana ny fitsanganana amin'ny maty izy sy ireo Jiosy.