plt_tq/act/24/14.md

8 lines
347 B
Markdown

# Nahatoky tamin'ny inona i Paoly araka ny filazany?
Nambaran'i Paoly fa nahatoky tamin'ny rehetra tao amin'ny lalàna sy izay nosoratan'ireo mpaminany izy.
# Inona no fanantenana niraisan'i Paoly tamin'ireo Jiosy niampanga azy?
Niray toky tamin'Andriamanitra ny amin'ny fiavian'ny fitsanganan'ny marina sy ny tsy marina amin'ny maty izy ireo.