# Nahatoky tamin'ny inona i Paoly araka ny filazany? Nambaran'i Paoly fa nahatoky tamin'ny rehetra tao amin'ny lalàna sy izay nosoratan'ireo mpaminany izy. # Inona no fanantenana niraisan'i Paoly tamin'ireo Jiosy niampanga azy? Niray toky tamin'Andriamanitra ny amin'ny fiavian'ny fitsanganan'ny marina sy ny tsy marina amin'ny maty izy ireo.