plt_tq/act/24/04.md

8 lines
302 B
Markdown

# Inona no fiampangana nataon'i Tertylo mpikabary tamin'i Paoly?
Nampangain'i Tertylo ho nanao izay hahatonga ny Jiosy hikomy ary nanota fady ny tempoly i Paoly.
# Inona no sekta nolazain'i Tertylo fa notarihin'i Paoly?
Nambaran'i Tertylo fa miptarika sekta tao amin'ny fiangonana Nazarena i Paoly.