# Inona no fiampangana nataon'i Tertylo mpikabary tamin'i Paoly? Nampangain'i Tertylo ho nanao izay hahatonga ny Jiosy hikomy ary nanota fady ny tempoly i Paoly. # Inona no sekta nolazain'i Tertylo fa notarihin'i Paoly? Nambaran'i Tertylo fa miptarika sekta tao amin'ny fiangonana Nazarena i Paoly.