plt_tq/act/20/28.md

8 lines
360 B
Markdown

# Inona no nandidian'i Paoly ireo loholona Efesiana mba ho tandremany tsara aorian'ny fialany?
Nandidy ireo loholona mba hiandry tsara ny ondry i Paoly.
# Inona hoy Paoly no hitranga eo amin'ireo Efesiana aorian'ny fialany?
Nambaran'i Paoly fa hisy sasany amin'ireo loholona no hilaza zavatra manova ny marina mba hitarika ireo mpianatra hanaraka azy ireo.