# Inona no nandidian'i Paoly ireo loholona Efesiana mba ho tandremany tsara aorian'ny fialany? Nandidy ireo loholona mba hiandry tsara ny ondry i Paoly. # Inona hoy Paoly no hitranga eo amin'ireo Efesiana aorian'ny fialany? Nambaran'i Paoly fa hisy sasany amin'ireo loholona no hilaza zavatra manova ny marina mba hitarika ireo mpianatra hanaraka azy ireo.