plt_tq/act/18/04.md

8 lines
316 B
Markdown

# Inona no nijoroan'i Paoly vavolombelona tamin'ireo Jiosy tany Korinto?
Nijoro vavolombelona i Paoly fa Jesosy no Kristy.
# Rehefa nandà an'i Paoly ireo Jiosy, inona no nataony?
Nambaran'i Paoly tamin'ireo Jiosy fa ho eo amin'ny lohan'izy ireo ihany ny ràn'izy ireo, ary nakany amin'ireo Jentilisa izy avy eo.