# Inona no nijoroan'i Paoly vavolombelona tamin'ireo Jiosy tany Korinto? Nijoro vavolombelona i Paoly fa Jesosy no Kristy. # Rehefa nandà an'i Paoly ireo Jiosy, inona no nataony? Nambaran'i Paoly tamin'ireo Jiosy fa ho eo amin'ny lohan'izy ireo ihany ny ràn'izy ireo, ary nakany amin'ireo Jentilisa izy avy eo.