plt_tq/act/17/32.md

8 lines
286 B
Markdown

# Inona no nataon'ny sasany rehefa nandre an'i Paoly nilaza momba ny fitsanganan'ny maty?
Ny sasany dia nanaraby an'i Paoly rehefa nandre azy nilaza momba ny fitsnganan'ny maty.
# Moa ve nisy nino izay nolazain'i Paoly?
Eny, nisy olona sasany nino an'i Paoly, ary ny hafa ihany koa.