# Inona no nataon'ny sasany rehefa nandre an'i Paoly nilaza momba ny fitsanganan'ny maty? Ny sasany dia nanaraby an'i Paoly rehefa nandre azy nilaza momba ny fitsnganan'ny maty. # Moa ve nisy nino izay nolazain'i Paoly? Eny, nisy olona sasany nino an'i Paoly, ary ny hafa ihany koa.