forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
374 B
Markdown
8 lines
374 B
Markdown
# Inona no fanontaniana napetrak'ilay mpiambina ny fonja tamin'i Paoly sy Silasy?
|
|
|
|
Nanontany tamin'i Paoly sy Silasy ny mpiandry fonja hoe: "Tompoko, inona no tokony hataoko mba havoavonjy ahy?"
|
|
|
|
# Inona no valin-teny nomen'i Paoly sy Silasy an'ilay mpiandry fonja?
|
|
|
|
Namaly i Paoly sy Silasy hoe: "Minoa ny Tompo Jesosy, dia ho voavonjy ianao, eny ianao sy ny ankohonanao."
|