# Inona no fanontaniana napetrak'ilay mpiambina ny fonja tamin'i Paoly sy Silasy? Nanontany tamin'i Paoly sy Silasy ny mpiandry fonja hoe: "Tompoko, inona no tokony hataoko mba havoavonjy ahy?" # Inona no valin-teny nomen'i Paoly sy Silasy an'ilay mpiandry fonja? Namaly i Paoly sy Silasy hoe: "Minoa ny Tompo Jesosy, dia ho voavonjy ianao, eny ianao sy ny ankohonanao."