plt_tq/act/16/14.md

8 lines
299 B
Markdown

# Inona no nataon'ny Tompo ho an'i Lydia raha mbola niteny i Paoly?
Nanokatra ny fon'i Lydia ny Tompo mba hitandrina tsara ireo zavatra nambaran'i Paoly.
# Iza no natao batisa rehefa avy niteny teo akaikin'ny renirano i Paoly?
Lydia sy ny ankohonany no natao batisa taorian'ny nitenenan'i Paoly.