# Inona no nataon'ny Tompo ho an'i Lydia raha mbola niteny i Paoly? Nanokatra ny fon'i Lydia ny Tompo mba hitandrina tsara ireo zavatra nambaran'i Paoly. # Iza no natao batisa rehefa avy niteny teo akaikin'ny renirano i Paoly? Lydia sy ny ankohonany no natao batisa taorian'ny nitenenan'i Paoly.