plt_tq/act/14/19.md

8 lines
292 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo vahoaka tao Lystra tamin'i Paoly taty aoriana?
Taty aoriana dia nitora-bato an'i Paoly ny vahoaka tao Lystra ary nitaritarika azy hivoaka ny tanàna.
# Inona no nataon'i Paoly raha nitsangana nanodidina azy ireo mpianatra?
Nitsangana i Paoly ary niditra ny tanàna.