# Inona no nataon'ireo vahoaka tao Lystra tamin'i Paoly taty aoriana? Taty aoriana dia nitora-bato an'i Paoly ny vahoaka tao Lystra ary nitaritarika azy hivoaka ny tanàna. # Inona no nataon'i Paoly raha nitsangana nanodidina azy ireo mpianatra? Nitsangana i Paoly ary niditra ny tanàna.