forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
375 B
Markdown
8 lines
375 B
Markdown
# Ahoana no fomba tsy namelan'Andriamanitra ny tenany tsy hisy vavolombelona tamin'ny lasa?
|
|
|
|
Nanome orana sy vanimpotoana mamokatra ho an'ireo firenena Andriamanitra, ary nameno hanina sy fifaliana ny fon'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no tian'ireo olona tany Lystra natao ho an'i Paoly sy Barnabasy?
|
|
|
|
Te hanolotra sorona tamin'ny alalan'i mpisorona ho an'i Paoly sy Barnabasy ny olona.
|