# Ahoana no fomba tsy namelan'Andriamanitra ny tenany tsy hisy vavolombelona tamin'ny lasa? Nanome orana sy vanimpotoana mamokatra ho an'ireo firenena Andriamanitra, ary nameno hanina sy fifaliana ny fon'izy ireo. # Inona no tian'ireo olona tany Lystra natao ho an'i Paoly sy Barnabasy? Te hanolotra sorona tamin'ny alalan'i mpisorona ho an'i Paoly sy Barnabasy ny olona.