forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
306 B
Markdown
8 lines
306 B
Markdown
# Tany Antioka, iza no tonga mba handre ny tenin'ny Tompo ny Sabata manaraka?
|
|
|
|
Saika ny tanàna manontolo no tonga hihaino ny tenin'ny Tompo ny Sabata manaraka.
|
|
|
|
# Ahoana no fihetsik'ireo Jiosy rehefa nahita ny vahoaka?
|
|
|
|
Heniky ny fialonana ireo Jiosy ary niteny nanohitra ny hafatr'i Paoly, nanaraby azy.
|