# Tany Antioka, iza no tonga mba handre ny tenin'ny Tompo ny Sabata manaraka? Saika ny tanĂ na manontolo no tonga hihaino ny tenin'ny Tompo ny Sabata manaraka. # Ahoana no fihetsik'ireo Jiosy rehefa nahita ny vahoaka? Heniky ny fialonana ireo Jiosy ary niteny nanohitra ny hafatr'i Paoly, nanaraby azy.