plt_tq/act/13/40.md

4 lines
243 B
Markdown

# Inona ihany koa ny fampitandremana izay nomen'i Paoly ireo mpihaino azy?
Nampitandrina ireo mpihaino azy i Paoly mba tsy hitovy amin'ireo voalaza ao amin'ny mpaminany izay mandre ny fanambarana momba ny asan'Andriamanitra, kanefa tsy mino.