# Inona ihany koa ny fampitandremana izay nomen'i Paoly ireo mpihaino azy? Nampitandrina ireo mpihaino azy i Paoly mba tsy hitovy amin'ireo voalaza ao amin'ny mpaminany izay mandre ny fanambarana momba ny asan'Andriamanitra, kanefa tsy mino.