plt_tq/act/13/13.md

8 lines
318 B
Markdown

# Inona no nataon'i Jaona Marka rehefa niantsambo ho any Perga i Paoly sy ireo namany?
Nandao an'i Paoly sy ny namany i Jaona Marka ary niverina tany Jerosalema.
# Taiza tany Antiokan'i Pisidia no nangatahin'i Paoly ho resahina?
Tany Antiokan'i Pisidia dia nangataka ny hiresaka tao amin'ny synagoga Jiosy i Paoly.