# Inona no nataon'i Jaona Marka rehefa niantsambo ho any Perga i Paoly sy ireo namany? Nandao an'i Paoly sy ny namany i Jaona Marka ary niverina tany Jerosalema. # Taiza tany Antiokan'i Pisidia no nangatahin'i Paoly ho resahina? Tany Antiokan'i Pisidia dia nangataka ny hiresaka tao amin'ny synagoga Jiosy i Paoly.