plt_tq/act/13/06.md

8 lines
256 B
Markdown

# Iza i Bara-Jesosy?
Bara-Jesosy dia mpaminany sandoka Jiosy izay nikambana tamin'ny governora.
# Nahoana no nampiantso an'i Baranabasy sy Saoly ny Governora?
Nampiantso an'i Baranabasy sy Saoly ny Governora satria te handre ny tenin'Andriamanitra izy.