# Iza i Bara-Jesosy? Bara-Jesosy dia mpaminany sandoka Jiosy izay nikambana tamin'ny governora. # Nahoana no nampiantso an'i Baranabasy sy Saoly ny Governora? Nampiantso an'i Baranabasy sy Saoly ny Governora satria te handre ny tenin'Andriamanitra izy.