plt_tq/act/12/24.md

8 lines
265 B
Markdown

# Naninona ny tenin'Andriamanitra tamin'izany fotoana izany?
Nitombo ary nihabetsaka ny tenin'Andriamanitra tamin'izany fotoana izany.
# Iza no nentin'i Barnabasy sy Saoly niaraka tamin'izy ireo?
Nentin'i Barnabasy sy Saoly niaraka tamin'izy ireo i Jaona Marka.