# Naninona ny tenin'Andriamanitra tamin'izany fotoana izany? Nitombo ary nihabetsaka ny tenin'Andriamanitra tamin'izany fotoana izany. # Iza no nentin'i Barnabasy sy Saoly niaraka tamin'izy ireo? Nentin'i Barnabasy sy Saoly niaraka tamin'izy ireo i Jaona Marka.