plt_tq/act/11/15.md

4 lines
172 B
Markdown

# Inona no porofo natolotr'i Petera hampisehoana fa nanaiky an'ireo Jentilisa Andriamanitra?
Nasehon'i Petera ny zava-misy fa tonga tamin'ireo Jentilisa ny Fanahy Masina.