# Inona no porofo natolotr'i Petera hampisehoana fa nanaiky an'ireo Jentilisa Andriamanitra? Nasehon'i Petera ny zava-misy fa tonga tamin'ireo Jentilisa ny Fanahy Masina.