forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
358 B
Markdown
8 lines
358 B
Markdown
# Inona no vaovao ren'ireo apostoly sy rahalahy tany Jodia?
|
|
|
|
Ren'ireo apostoly sy rahalahy tany Jodia fa nandray ny tenin'Andriamanitra ihany koa ireo Jentilisa.
|
|
|
|
# Inona no fitsikerana nataon'ireo vondron'ny voafora tany Jerosalema tamin'i Petera?
|
|
|
|
Nitsikera an'i Petera nohon'ny fihinana niaraka tamin'ny Jentilisa ireo vondron'ny voafora tany Jerosalema.
|