# Inona no vaovao ren'ireo apostoly sy rahalahy tany Jodia? Ren'ireo apostoly sy rahalahy tany Jodia fa nandray ny tenin'Andriamanitra ihany koa ireo Jentilisa. # Inona no fitsikerana nataon'ireo vondron'ny voafora tany Jerosalema tamin'i Petera? Nitsikera an'i Petera nohon'ny fihinana niaraka tamin'ny Jentilisa ireo vondron'ny voafora tany Jerosalema.