plt_tq/act/10/42.md

8 lines
331 B
Markdown

# Inona hoy Petera no nandidian'i Jesosy azy ireo ho toriana amin'ny olona?
Nandidy azy ireo i Jesosy mba hitory fa voafidin'Andriamanitra ho mpitsara ny velona sy ny maty Izy.
# Inona hoy Petera no ho raisin'ny olona rehetra izay mino an'i Jesosy?
Nambaran'i Petera fa izay rehetra mino an'i Jesosy dia handray famelan-keloka.