# Inona hoy Petera no nandidian'i Jesosy azy ireo ho toriana amin'ny olona? Nandidy azy ireo i Jesosy mba hitory fa voafidin'Andriamanitra ho mpitsara ny velona sy ny maty Izy. # Inona hoy Petera no ho raisin'ny olona rehetra izay mino an'i Jesosy? Nambaran'i Petera fa izay rehetra mino an'i Jesosy dia handray famelan-keloka.