plt_tq/act/09/08.md

8 lines
259 B
Markdown

# Rehefa tafarina tamin'ny tany i Saoly, inona no nanjo azy?
Rehefa tafarina i Saoly, dia tsy nahita na inona na inona.
# Nankaiza i Saoly avy eo, ary inona no nataony?
Nandeha nankany Damaskosy i Saoly ary tsy nihinana na nisotro nandritra ny telo andro.